Toko 10: Diplomasia ho an’ny fampandrosoan’ny fifandraisana iraisampirenena

Manome toky aho fa hanome lanja ny diplomasia miasa ho an’ny fampandrosoana amin’ny sehatra iraisampirenena rehetra ka ho tarihina ny mpamatsy vola sy ny mpiara-miombon’antoka amintsika hiara-hiady amin’ny fahantrana ka hahatrarana ny tanjon’ny fampandrosoana maharitra. Omena tombony amin’ny fanendrena tompon’andraikitra amin’ny masoivoho any ivelany ireo manam-pahaizana manokana momba ny diplomasia.

job_hanaja_ny_toky